ALAMANDO



ANKIZY ANY AMIN’NY ALAMANDO

Rehefa tsy mijery tele izy ireo, dia mampiasa ny Internet, na milalao jeux video, ny ankizy any amin’ny alamando dia manao ny zavatra maro mitovy amin’ny zavatra mety ataonao. Milalao miaraka amin’ny namany izy ireo, manampy ny fianakaviany amin’ny asa, ary mankany an-tsekoly.

Noho ny fonenan’ny “ankizin’ny alamando” teo akaikikaiky zavamanan’aina kokoa mihoatra noho ny ankizy Amerikana tsotra, mianatra zavatra maro izy ireo izay manampy eo amin’ny tontolo manodidina azy. Manomboka amin’ny fahakeliny dia maro amin’ny ankizy no mianatra manjono, mihàza, ary manangona fitaovana sy sakafo avy amin’ny ala. Raha tokony hande any amin’ny toeram-pilalaovana na fiantsenana, ny ankizy any amin’ny toerana toa an’i Amazôna dia mandany ny ankamaroan’ny fotoanan’izy ireo any ivelany milalao any anaty ala ary anaty renirano sy rian-drano.







Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler