ALAMANDO



NAHOANA NO SAROBIDY NY ALAMANDO ?

Sarobidy ho an’ny ekôsistema (4) ankapobeny ny alamando. Ny alamando dia :
  • manome fonenana ho an’ny zavamaniry sy biby maro ;
  • manampy amin’ny fandaminana ny toetr’andron’izao tontolo izao ;
  • miaro amin’ny tundra-drano, hain-tany, ary ny fahasimban’ny nofon-tany ;
  • loharanon’ny fanafody sy sakafo ;
  • manohana ny mponina an’ala ; ary
  • toerana mahaliana tokony hotsidihana ;

versatt p svenska av Helena Tsiparis. En engelsk version av denna site finns tillgnglig: rainforests.mongabay.com | kids.mongabay.com 

Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler