ALAMANDO



NAHOANA NO SIMBA NY ALAMANDO?

Faritra iray an’ny alamando izay mitovy amin’ny haben’i New Jersey no voakapa sy simba isan-taona. Ny zavamaniry sy biby izay nonina tamin’ireny ala ireny dia na maty na voatery nitady ala vaovao ho toeram-ponenany. Fa nahoana no simba ny alamando?

Ny olombelona no antony voalohany amin’ny fahasimban’ny alamando sy ny fikapana ala. Antony maro no mahatonga ny olombelona hikapa ny alamando, anisan’izany
  • hazo ho an’ny fanaovan-trano sy ny hazo atao fitaina ;
  • fambolena ho an’ny orinasa majinika na vaventy ;
  • tany ho an’ny mpamboly sy mpiompy mahantra izay tsy manana toerana hafa azony hivelomana ;
  • toeram-piraofana ho an’ny biby ; ary
  • fanamboaran-dalana

versatt p svenska av Helena Tsiparis. En engelsk version av denna site finns tillgnglig: rainforests.mongabay.com | kids.mongabay.com 

Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler