ALAMANDO



OMBY ANY AMIN’NY ALAMANDO

Ny fisavana ny toeram-piraofan’ny omby no antony voalohany mahatonga ny fanimbana ny ala any Amazôna ary amin’izao fotoana izao i Brézil dia mamokatra omby faran’izay betsaka. Eo anilan’ny fiompiana omby ho an’ny sakafo, maro ny tompontany no mampiasa ny omby mba hanitarana ny fananan-taniny. Fomba tsotra, amin’ny alalan’ny fametrahana ny omby amin’ny faritry ny tany misy ala dia mahazo ny zo amin’ny fananana an’io tany io ny tompontany.


Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler