ALAMANDO



FANAMBOARAN-DALANA ANY AMIN’NY ALAMANDO

Ny fanamboarana lalana tsotra sy lalam-baventy any amin’ny alamando dia manokatra faritra lehibe ho an’ny fandrosoana. Any Brésil, ny lalam-baventy Trans-Amazonian dia azo avy amin’ny fanimbana faritra misy ala lehibe nataon’ny mpanjanaka mahantra, mpanao trano, ary ny mpikaroka tany. Any Afrika, ny lalana logging dia manome lalana ny mpangalatra izay mihaza ny biby dia tandindomin-doza hataony “haza” na hena amidy amin’ny mponina an-tanandehibe.





Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler