ALAMANDO



INONA NO ANTSOINA HOE ALAMANDO?

Ny antsoina hoe alamando trôpikaly dia ala mirakitra hazo avo, toetrandro mafana, ary be orana. Ho an’ny alamando sasany dia avy mihoatra ny 30 milimetatra (1) isan'andro ny orana!

Ny alamando dia hita any Afrika, Azia, Australia, ary Amerika Afovoany sy Atsimo. Ny alamando lehibe indrindra eran’izao tontolo izao dia ny alamandon’i Amazôna.





Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler