ALAMANDO






NY INSEKTAN’NY ALAMANDO

Ny ankamaroan’ireo karazam-biby hita ao amin’ny alamando dia ny insekta. Ny iray ampahaefatry eo ho eo amin’ny karazam-biby rehetra izay nomena anarana sy nofaritan’ny mpikaroka hoe kôleôptera. Manakaiky ny 50,000 karazana kôleôptera no fantatra fa misy.





Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler