ALAMANDO



MANAMPY AMIN’NY FANDAMINANA NY TOETR’ANDRO NY ALAMANDO

Manampy amin’ny fandaminana ny toetr’andron’izao tontolo izao ny alamando amin’ny alalàn’ny fisintonany ny carbon dioxide avy amin’ny atimôsifera. Ny fihoaran’ny carbon dioxide eo amin’ny atimôsifera dia fantatra fa mandray anjara amin’ny fiovan’ny toetr’andro amin’ny alalàn’ny fihafanàna ankapobeny. Noho izany ny alamando dia manana toerana sarobidy amin’ny fiarovana ny fihafanàna ankapobeny.

Ny alamando ihany koa dia mandray anjara amin’ny fepetran’ny toetr’andro amin’ny alalan’ny fiavin’ny orana sy ny fandridrana ny hafanàna.





Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler