ALAMANDO



MANOME FONENANA HO AN’NY ZAVAMANIRY SY BIBY MARO NY ALAMANDO

Fonenan’ny karazana biby sy zavamaniry maro eran-tany ny alamando, anisan’izany ny karazany tandidomin-doza maro. Rehefa voakapa ny ala, maro ny species tandindomin’ny fahataperana. Ny karazan-javaboarin’ny alamando sasany dia ao amin’ny fonenany natoraly ihany no afaka mivelona. Tsy afaka miaro ny biby rehetra ny zoo.





Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler