ALAMANDO


MANOHANA ORINASA TSY MANIMBA NY TONTOLO IAINANA

Ankehitriny dia maro ny orinasa mitsinjo ny tontolo iainana. Ireo orinasa ireo dia mitady fomba ahafahana mampihena ny fiantraikan’izy ireo eo amin’ny tontolo manodidina azy amin’ny alalan’ny recycling, ny fampiasana angovo kely kokoa, ary ny fanohanana ny fiezahana amin’ny fitahirizana any amin’ny firenen-kafa. Raha ny mpanjifa toa anao sy ny ray aman-dreninao no manohana ireny orinasa ireny amin’ny alalan’ny fividianana ny vokatra vokarin’izy ireo sy ny asany dia ho tsara kokoa ny tontolo iainana.

Ahoana no ahafantarana fa tia sy mitandro ny tontolo iainana ny orinasa ?





Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)




ALAMANDO | ARA-DALANA | ANGLISY

©2009 Rhett Butler