| 
 | 
 | 
 
EKÔTORISMA
 
Ny ekôtorisma dia firiariana manana andraikitra amin’ny tontolo iaianana mba hankafy sy hitia ny tontolo sy ny traikefa ara-koltoraly. Tokony ho kely ny fiantraikan’ny ekôtorisma amin’ny tontolo iainana ary tokony handray anjara amin’ny fanatsarana ny fiainan’ny olona ao an-toerana izy. 
 
  
 
  
Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (Madagascar-Touring) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)
  
 
 | 
		 |