ALAMANDO
Inona no antsoina hoe alamando?
Aiza no ahitana ny alamando?
Inona no mamaritra ny alamando?
Inona no atao hoe kanôpy?
Ny fanambanin’ny alamando (7)
Nahoana no sarobidy ny alamando ?
Manampy amin’ny fandaminana ny toetr’andro ny alamando
Manome fonenana ho an’ny zavamaniry sy biby maro ny alamando
Manampy ny fihazonana ny fiodinan’ny rano ny alamando
Mampihena ny fahakaohan’ny nofontany ny alamando
Nahoana ny alamando no manana karazan-javamaniry sy biby maro toy izany?
Ny biby mampinonon’ny alamando
Ny voron’ny alamando
Reptilia & amphibian’ny alamando
Ny trondron’ny alamando
Ny insektan’ny alamando
Nahoana no simba ny alamando?
Fialofana sy fiotazana hazo fanaovan-trano any amin’ny alamando
Ny fambolena any amin’ny alamando
Omby any amin’ny alamando
Fanamboaran-dalana any amin’ny alamando
Ny andraikitry ny fahantrana amin’ny fahasimban’ny ala
Ny mponin’ny alamando
Sivilizasiona lehibe ao amin’ny alamando
Ny fahalalana ny zavamaniry fanao fanafody teo amin’ny mponina an-toerana
Inona no nanjo ny mponina tompon-tanin’i amazôna?
Ankizy any amin’ny alamando
Ahoana no iarovantsika ny alamando ?
Fiarovana ny alamando amin’ny alalan’ny fampianarana
Fanamboarana sy famerenana ny alamando
Mamporisika ny olona hivelona amin’ny fomba tsy manimba ny tontolo iainana
Mametraka valan-javaboary izay miaro ny alamando sy ny biby an’ala
Manohana orinasa tsy manimba ny tontolo iainana
Ekôtorisma
Inona no azonao atao ao an-tokantrano hanampiana ny tontolo iainana
Nadikan’i Benja RAMANANDORIA (
Madagascar-Touring
) tamin’ny teny MALAGASY, nanampy tamin'ny fandikana Fidèle RAHARIMALALA (alarobiamahatonyATyahoo.fr) + NJARIVOLA Soavololona (mirambola97ATyahoo.com)
ALAMANDO
|
ARA-DALANA
|
ANGLISY
©2009 Rhett Butler